HAROE (Haroè) [Ilay Mpahita]. Zanakalahin’i Sobala ao amin’ny tetirazan’i Joda. (1Ta 2:3, 52) Voalaza fa i Haroe ihany no Reaia.—1Ta 4:2; jereo REAIA No. 1.