FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Reaia”
  • Reaia

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Reaia
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Haroe
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Netinima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Sobala
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Jerohama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Reaia”

REAIA

(Reaià) [Nahita i Jah].

1. Zanakalahin’i Sobala, ary taranak’i Joda. (1Ta 4:1, 2) Mety ho izy ihany ilay hoe Haroe. (1Ta 2:52) Mitovitovy mantsy ny fanoratra ny hoe Reaia sy Haroe, amin’ny teny hebreo.

2. Robenita razamben’ny Jiosy sasany nataon’i Tiglato-pilesera III sesitany.​—1Ta 5:5, 6.

3. Razamben’ny Netinima sasany nody tany Jerosalema, taorian’ny sesitany tany Babylona.​—Ezr 2:1, 43, 47; Ne 7:6, 46, 50.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara