FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Hazerota”
  • Hazerota

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hazerota
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Kadesy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Nirenireny Tany An-tany Efitra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Parana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Kibrota-hatava
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Hazerota”

HAZEROTA

(Hazeròta) [Tokotany; Tanàna Kely].

Toerana farany nitobian’ny Israelita talohan’ny hahatongavany tany an-tany efitr’i Parana. (No 11:35; 12:16; 33:17, 18; De 1:1) Tao Hazerota no lasa boka i Miriama, rehefa nanakiana ny fahefan’i Mosesy izy sy Arona sady nanome tsiny an’i Mosesy noho izy nanambady Kosita. (No 11:35; 12:1-16) Milaza ny ankamaroan’ny manam-pahaizana fa i ʽAin Kadra no Hazerota, any amin’ny 60 km eo ho eo any avaratratsinanan’ilay toerana lazain’ny lovantsofina fa misy ny Tendrombohitra Sinay.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara