FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Maloty”
  • Maloty

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Maloty
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Hemana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Gidalty
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mahata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tahata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Maloty”

MALOTY

(Malòty) [avy amin’ny fototeny midika hoe “manao famantarana; milaza”].

Levita Kehatita, ary iray amin’ireo 14 lahy zanak’i Hemana mpihira. (1Ta 25:4, 5) Mpitendry zavamaneno io fianakavian’i Hemana io, ary i Hemana rain’izy ireo no mpitarika. Nifandimby nanompo tao an-tranon’i Jehovah ny Levita rehefa nozarain’i Davida ny fanompoan’izy ireo, ka i Maloty no voafidy tamin’ny antsapaka ho lehiben’ny fizarana faha-19, izay nisy mpitendry zavamaneno 12 lahy.​—1Ta 25:6, 26.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara