FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Reniakoho”
  • Reniakoho

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Reniakoho
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Hena, I
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Nahafoy Atody Ireo Tanteliko!
    Mifohaza!—1998
  • Akoholahy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Inona no Ianarantsika avy Amin’ny Vorona?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2016
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Reniakoho”

RENIAKOHO

[Gr.: ôrnis].

Toa tsy miresaka akoho nompiana (Gallus domesticus) ny Soratra Hebreo. Ao amin’ny Soratra Grika Kristianina kosa i Jesosy Kristy nampitaha ny tenany tamin’ny reniakoho manangona ny zanany ao ambany elany, noho izy te hanangona ny mponin’i Jerosalema be di-doha. (Mt 23:37; Lk 13:34) Anarana iombonana mety hilazana vorona fiompy na tsia ny hoe ôrnis (gr.) eo. Reniakoho anefa ny hoe ôrnis amin’ny teny grika atenianina fahiny, satria io no vorona be mpiompy indrindra. Niompy akoho koa ny tany Palestina tamin’ny andron’i Jesosy, matoa izy niresaka ankizy nangataka atody tamin-drainy.​—Lk 11:11, 12; jereo AKOHOLAHY.

Nisy lalàn’ny raby nandrara ny fihinanana atody tamin’ny andro Sabata, satria niasa, hono, ilay reniakoho rehefa nanatody. Ny lalàna hafa indray tsy nandrara izany, raha natao hohanina fa tsy hanatody ilay reniakoho. (Talmoda babylonianina, Bezah 2a, b) Tsy misy fitsipika toy izany anefa ao amin’ny Baiboly.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara