JALAMA
(Jalàma).
Zanakalahin’i Esao tamin’i Oholibama. Teraka tany Kanana i Jalama nefa tsy ela dia nentina tany Edoma (Seira). Lasa lehibem-poko izy tany.—Ge 36:5, 6, 8, 14, 18; 1Ta 1:35.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.