FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Jehovah Mihitsy no Ao”
  • Jehovah Mihitsy no Ao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jehovah Mihitsy no Ao
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Fanomezana Masina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ezekiela, Bokin’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Tany sambatra entin’ny fitondram-panjakan’Andriamanitra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1974
  • “Izao no ho Anaran’ilay Tanàna: ... I Jehovah no Ao”
    Naverin’i Jehovah Tamin’ny Laoniny ny Fivavahana Madio!
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Jehovah Mihitsy no Ao”

JEHOVAH MIHITSY NO AO

Io no nandikana ny hoe Yehvah Shammah, anaran’ilay tanàna hitan’i Ezekiela mpaminany tao amin’ny fahitana tantarainy ao amin’ny toko faha-40 ka hatramin’ny faha-48. (Ezk 48:35) Voalaza fa efamira ilay tanàna tao amin’ny fahitana (4500 hakiho ny lafiny iray [2331 m]), sady manana vavahady 12, ary misy anaran’ny fokon’ny Israely iray avy ny vavahady tsirairay. (Ezk 48:15, 16, 31-34) “An’ny taranak’Israely rehetra” ilay tanàna. (Ezk 45:6) Ilay anarana hoe Jehovah-sama, na “Jehovah Mihitsy no Ao”, dia midika fa toy ny hoe manatrika eo Andriamanitra. Izany no asehon’ny andininy toy ny Salamo 46:5; 132:13, 14; Isaia 24:23; Joela 3:21; ary Zakaria 2:10, 11, izay milaza hoe mipetraka ao amin’ny tanàna na toerana iray eto an-tany i Jehovah, nefa na “ny lanitry ny lanitra aza tsy omby” azy.​—1Mp 8:27; jereo koa MPIADIDY.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara