JETORA
(Jetòra).
Zanakalahin’i Ismaela (Ge 25:13-15; 1Ta 1:31) sady razamben’ny vahoaka iray niady tamin’ny Israelita. (1Ta 5:18, 19) Mety ho taranak’i Jetora ny Itorianina.—Lk 3:1; jereo ITORIA.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.