KIRIATA-HOZOTA (Kiriàta-hôzôta) [Tanànan’ny Lalana]. Mety ho toerana tany Moaba, teo anelanelan’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona sy Bamota-bala. (No 22:36, 39, 41) Tsy fantatra hoe taiza marina no nisy azy io.