MAZA (Màza) [fanafohezana ny hoe Ahimaza]. Taranak’i Joda avy tamin’i Jeramela sy avy tamin’i Rama.—1Ta 2:3, 25, 27.