GIDALTY (Gidaltỳ) [Nataoko Lehibe]. Zanakalahin’i Hemana, sady Levita mpihira tamin’ny andron’i Davida. Voatendry tamin’ny antsapaka izy mba ho lehiben’ny antoko-mpanompo faha-22 tamin’ireo 24, izay samy nisy 12 lahy mpitendry zavamaneno.—1Ta 25:1, 4, 29.