FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Fiandrilavenona”
  • Fiandrilavenona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fiandrilavenona
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Ahitra Masira
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Antrendry
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fiandrilavenombazaha
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Tanalahy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Fiandrilavenona”

FIANDRILAVENONA

[Heb.: ʼôrôt na ʽôhrôht].

Zavamaniry mandady lava taho, ary somary boribory minifintsofa ny raviny. Maherin’ny 1 sm ny savaivon’ny voninkazony manga tanora na fotsy, ary fisaka boribory ny voany maditidity.

“Fiandrilavenona” no nandikana ny hoe ʼôrôt (heb.) (2Mp 4:39; Is 26:19), izay heverina fa endriny milaza maro amin’ny hoe ʼôhrah (“hazavana”). (Es 8:16; Sl 139:12) Fiandrilavenona (Malva rotundifolia) ilay ʼôrôt, hoy i L. Koehler sy W. Baumgartner. (Lexicon in Veteris Testamenti Libros, Leyde, 1958, p. 90) Hazavana kely fotsiny mantsy dia efa ampy azy, ka izany angamba no niantsoana azy hoe ʼôrôt na ʽôhrôht (“hazavana-[ahitra]”). Fihinana koa ny voany, ka mifanaraka amin’ny voalazan’ny 2 Mpanjaka 4:39.​—SARY, Boky 1, p. 543.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara