FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Masy”
  • Masy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Masy
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Meseka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Sema
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hola
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Jafeta
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Masy”

MASY

(Màsy).

Taranak’i Sema avy tamin’i Arama. (Ge 10:22, 23; 1Ta 1:17, Sy ary sora-tanana heb. enina) Ny soratra nataon’ny Masoreta kosa manao hoe “Meseka” fa tsy “Masy” ao amin’ny 1 Tantara 1:17. Fahadisoan’ny mpanao dika soratra angamba ilay izy, satria anisan’ny “zanakalahin’i Jafeta” i Meseka.​—Ge 10:2; 1Ta 1:5.

Misy milaza fa tany Mons Masius i Masy sy ny taranany. Faritra be tendrombohitra tany avaratr’i Mezopotamia izy io, ary noresahin’i Strabon, Grika mpahay jeografia. (Jeografia, 16, I, 23) Misy koa anefa milaza fa tany amin’ilay antsoin’ny asa soratra asyrianina hoe “(tanin’i) Masy”, faritra iray tany amin’ny Tany Efitra Syrianina Arabo, ry Masy. Voalaza fa “tany efitra karakaraina maha main’ny hetaheta izy io, ary tsy ahitana na dia singam-borona iray aza manidina eny amin’ny lanitra sady tsy ahitana ampondradia (na) gazela miraoka ahitra.”​—Ny Arkeolojia sy ny Testamenta Taloha, nataon’i M. Unger, 1964, p. 98; Soratra Momba An’i Israely sy ny Tany Manodidina Azy, nataon’i J. Pritchard, 1974, p. 299.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara