FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Miniamina”
  • Miniamina

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Miniamina
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Miamina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Nehemia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Nehemia, Bokin’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-16 — Nehemia
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Miniamina”

MINIAMINA

(Miniàmina) [Avy Amin’ny Tanana Havanana].

1. Anisan’ny Levita nanompo teo ambany fifehezan’i Kore. Mendri-pitokisana izy ka andraikiny ny nizara ny fanomezana masina tamin’ireo rahalahiny, tany amin’ny tanànan’ny mpisorona, tamin’ny andron’i Hezekia Mpanjaka.​—2Ta 31:14, 15.

2. Iray tamin’ireo fianakaviamben’ny mpisorona tamin’ny andron’i Joiakima Mpisoronabe. (Ne 12:12, 17) Mety ho ilay “Miamina” resahin’ny Nehemia 12:5 no razamben’io fianakaviambe io.

3. Anisan’ireo mpisorona nitondra trompetra rehefa notokanana ilay mandan’i Jerosalema voaorina indray, tamin’ny andron’i Nehemia. (Ne 12:40, 41) Mety ho izy ihany ilay mpisorona atao hoe “Miamina” resahin’ny Nehemia 10:7.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara