FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Androngon-drano”
  • Androngon-drano

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Androngon-drano
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Ny Family ao Amin’ny Mason’ny Androngon-drano
    Mifohaza!—2012
  • Androngo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Sahona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Androngom-pasika
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Androngon-drano”

ANDRONGON-DRANO

[Heb.: letaʼah].

Androngo kely na biby misy rambo mivelona anaty rano, izay tsy misy kirany fa manana hoditra malemilemy sy mando ary manify. Iray karazana amin’ny sahona izy io, ary anisan’ny biby maloto araka ny Lalàn’i Mosesy. (Le 11:29, 30) Samy misy tsipika mainty ny sisiny amin’ny vatan’ny androngon-drano (Triturus vittatus) any Azia Minora sy Syria. Foy anaty rano izy io, miaina roa na telo taona an-tanety rehefa miala ny taovam-pisefoany anaty rano, ary miverina any anaty rano indray mandra-pahafatiny.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara