FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Sahona”
  • Sahona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Sahona
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Ny Feon’ny Sahona Mpiani-kazo any Japon
    Nisy Namorona Ve?
  • Ilay Sahona Miteraka Amin’ny Vavany
    Mifohaza!—2014
  • Ireo Loza Telo Voalohany
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Androngon-drano
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Sahona”

SAHONA

[Heb.: tsefardeaʽ; gr.: batrakôs].

Biby mivelona anaty rano sy an-tanety, tsy misy rambo, malamalama hoditra, ary manana tongotra aoriana lava sy matanjaka hitsambikinana. Ny fitantarana ny loza faharoa namelezan’i Jehovah an’i Ejipta ihany no miresaka sahona, ao amin’ny Soratra Hebreo. (Ek 8:1-14; Sl 78:45; 105:30) Didim-pitsarana nampiharina tamin’ireo andriamanitr’i Ejipta io loza io sy ny loza hafa. (Ek 12:12) Masina tamin’i Héket andriamanibavy mantsy ny sahona, ary lohana sahona ny lohany, amin’ny sary.

Oharina amin’ny sahona ny ‘fanambarana maloto avy amin’ny fanahy.’ (Ap 16:13) Biby maloto tsy azo nohanina mantsy ny sahona, hoy ny Lalàn’i Mosesy.​—Le 11:12.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara