FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Ohola”
  • Ohola

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ohola
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Ohola sy Oholiba
    Naverin’i Jehovah Tamin’ny Laoniny ny Fivavahana Madio!
  • Oholiba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Fanontanian’ny mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1989
  • Manatsoaka ny sabany Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1988
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Ohola”

OHOLA

(Ôhôla) [Tranolainy [Fivavahana]].

Vehivavy mpivaro-tena an’ohatra resahin’ny Ezekiela toko faha-​23. I Samaria (izany hoe ny fanjakan’ny foko folon’ny Israely) no tiana holazaina amin’ny hoe Ohola, ary i Oholiba no zokiny vavy, izay tsy iza fa i Jerosalema (izany hoe ny fanjakan’ny Joda). Nanorina toerana fivavahana ho azy manokana ny fanjakan’ny foko folo, ka mety ho izay no tiana holazaina amin’ilay anarana hoe Ohola, izay midika hoe “Tranolainy [Fivavahana].” Nivaro-tena teo amin’ny resaka fivavahana izy, nanomboka tany Ejipta ka hatrany amin’ny Tany Nampanantenaina. Nivaro-tena koa izy tatỳ aoriana rehefa nitady sitraka tamin’ny Asyrianina, sy nanompo sampy ka nanao sorona ny zanany. Nivadika tamin’i Jehovah i Ohola (ny fanjakana tany avaratra) ka natolony teo an-tanan’ny lehilahiny ihany, dia ny Asyrianina.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara