ROMAMTI-EZERA (Romamtì-ezèra). Zanakalahin’i Hemana. Voafidy tamin’ny antsapaka izy ho lehiben’ny fizarana faha-24 farany tamin’ireo antokona Levita mpitendry zavamaneno tao amin’ny toerana masina.—1Ta 25:1, 4, 5, 9, 31.