TARALA
(Taràla).
Tanànan’ny fokon’i Benjamina. Tsy fantatra ankehitriny izay toerana nisy azy. Tanisaina miaraka amin’ireo tanàna tany amin’ny faritra be tendrombohitra tany avaratr’i Jerosalema anefa izy io.—Js 18:25-28.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.