FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Tidala”
  • Tidala

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tidala
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Kedorlaomera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Goima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Abrahama — Mpaminany sady sakaizan’Andriamanitra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1989
  • Elasara
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Tidala”

TIDALA

(Tidàla).

Mpanjakan’i Goima, ary mpiray dina tamin’i Kedorlaomera mpanjakan’i Elama. Nandresy mpanjaka dimy i Tidala sy Kedorlaomera ary mpanjaka roa hafa, teo akaikin’ny Ranomasina Maty. Nikomy tamin’i Kedorlaomera mantsy ireo mpanjaka dimy ireo, rehefa voazanaka 12 taona. Nanafika niankandrefana i Tidala sy Kedorlaomera ary ireo mpanjaka hafa mba hampitsahatra ilay fikomiana. Nandroba sy nambabo izy ireo, ka lasa babo koa i Lota zana-drahalahin’i Abrahama. Nanenjika an’ireo mpanafika ireo i Abrahama, ka azony ihany ireo babo sy ny zavatra nobaboina. Tsy voalaza kosa raha voasambotra na novonoina i Tidala sy ireo mpanjaka niaraka taminy.​—Ge 14:1-17.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara