FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Goima”
  • Goima

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Goima
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Tidala
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Kedorlaomera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Gilgala
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Elasara
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Goima”

GOIMA

(Gôìma) [Firenena].

1. Fanjakan’i Tidala, mpanjaka niray dina tamin’i Kedorlaomera mpanjaka elamita. (Ge 14:1-9) Tsy fantatra marina hoe taiza no nisy azy io, na dia maro aza ny tombantombana momba izany. Misy milaza fa foko maromaro samy hafa fiaviana ilay hoe Goima, rehefa jerena ny hevitr’ilay teny. Anarana iombonana (“firenena”) mantsy no nandikana azy io ao amin’ny andininy sasany (Mpts 4:2; Is 9:1), fa tsy anaran-tsamirery.​—Jereo TIDALA.

2. Fanjakana tany andrefan’i Jordana nofehezin’ny mpanjaka kananita iray resin’i Josoa. “Mpanjakan’i Goima tany Gilgala” no nilazana an’ilay mpanjaka. (Js 12:7, 23) Ny hany zavatra fantatra momba an’io Goima io dia hoe i Gilgala angamba no foibeny, saingy tsy ilay Gilgala izay toerana nalaza akaikin’i Jordana nitobian’ny Israelita.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara