TOA
(Tòa).
Levita Kehatita, razamben’i Samoela mpaminany sy Hemana mpihira. (1Ta 6:33, 34, 38) Mety ho izy ihany ilay Nahata resahin’ny 1 Tantara 6:26 sy Toho resahin’ny 1 Samoela 1:1.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.