OFAZA (Ôfàza). Toerana be volamena fahiny, saingy tsy fantatra izay tena nisy azy io.—Je 10:9; Da 10:5.