FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Ozena-sera”
  • Ozena-sera

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ozena-sera
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Sera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Beti-horona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • En-ganima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Janoha
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Ozena-sera”

OZENA-SERA

(Ozèna-sèra) [mety hidika hoe Sofin’i Sera].

Tanàna naorin’i Sera vehivavy efraimita. Tsy fantatra izay tena dikan’ilay hoe “nanorina.” Angamba i Sera no tena nampandroso sy nampivoatra an’ilay tanàna sy ny toerana hafa koa. (1Ta 7:22-24) Tsy tena fantatra ny toerana nisy an’i Ozena-sera. Misy mpahay jeografia mihevitra azy io ho i Beit Sira, tokotokony ho 4 km any andrefan’ny toerana lazaina fa nisy an’i Beti-horona Ambany, ary tokotokony ho 21 km any avaratrandrefan’i Jerosalema.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara