FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Pasteky”
  • Pasteky

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pasteky
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Voatangomboalavo, Voatango
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Kôkômbra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tongolobe
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ejipta, Ejipsianina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Pasteky”

PASTEKY

[Heb.: ʼavattiah].

Voankazo lehibe boribory na boribory lavalava, be voany, mafy ny hodiny, ary mamy sy be rano ny nofony. Nanembona azy io sy ny sakafo hafa ny olona samihafa firenena sy ny Israelita tany an-tany efitra, rehefa niala tany Ejipta. (No 11:4, 5) Efa ela no namboly pasteky (Citrullus vulgaris) ny tany Ejipta sy ny tany atsinanan’ny Ranomasina Mediterane.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara