FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Zemarita”
  • Zemarita

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zemarita
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Arvadita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Arvada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fenisia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Hamata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Zemarita”

ZEMARITA

(Zemarìta).

Fianakaviambe na foko avy tamin’i Kanana, zanakalahin’i Hama. (Ge 10:15, 18; 1Ta 1:13, 16) Nonina tany amin’ny faritra avaratry ny morontsirak’i Fenisia ireo Kananita ireo, matoa voatonona eo anelanelan’ny “Arvadita” (mponin’i Arvada, nosy akaikin’ny morontsirak’i Fenisia) sy ny “Hamatita” (azo inoana fa mponin’i Hamata tany Syria). Nahitsin’ny Baiboly sasany ny Ezekiela 27:8 (RS; BE; La Sainte Bible) ka lasa hoe “olona [hendry] mahay avy any Zemera.” Ny tanànan’ny Zemarita, hono, io Zemera io, ary mety ho i Tell Kazel, 35 km eo ho eo avaratratsinanan’i Tripoli. Toy izao anefa ilay andininy raha jerena ny soratra hebreo tany am-boalohany: ‘Ny olona havanana teo aminao, ry Tiro ô!’ (DIEM) Misy indray milaza fa tany Somra, tanàna amoron-tsiraka eo anelanelan’i Tripoli sy Arvada, ny Zemarita.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara