FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w85 15/6 p. 30
  • Ireo fivoriamben’ny distrika amin’ny 1985

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ireo fivoriamben’ny distrika amin’ny 1985
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1985
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Toerana sy datin’ny fivoriambe amin’ny teny frantsay
  • Frantsa
  • Guadeloupe
  • Guyane française
  • Martinique
  • Maurice
  • Réunion
  • Belgique
  • Canada
  • Etazonia
  • Suisse
  • Madagasikara
  • Ireo fivoriamben’ny distrika “Ny fiadanan’Andriamanitra”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
  • Fivoriamben’ny distrika “Ny toe-panahy araka an’Andriamanitra”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1989
  • Tongava amin’ny fivoriamben’ny distrika 1987: “Matokia an’i Jehovah”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1987
  • Tongava any amin’ny fivoriamben’ny distrika hoe “Ny fiteny madio”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1990
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1985
w85 15/6 p. 30

Ireo fivoriamben’ny distrika amin’ny 1985

ISAN-TAONA ny Vavolombelon’i Jehovah dia mifidy lafiny iray tena lehibe amin’ny zavatra inoany na ny asany ho foto-kevitra amin’ny fivoriamben’ny distrikany. Aoka hotononintsika “Ny finoana mandresy”, “Ny mpiasa falifaly”, “ny fitiavan’Andriamanitra”, “Ny tsy fivadihana amin’ilay Fanjakana” ary “Tafaray noho ilay Fanjakana”. Ireo fivoriamben’ny distrika amin’ny 1985 koa dia hampisongadina anankiray amin’ireo lafiny tena lehibe eo amin’ny fiainan’izy ireo. Ny ho foto-keviny tokoa dia hoe “Ny olona tsy mivadika”.

Zava-dehibe dia lehibe tokoa ny tsy hivadihantsika hatrany. Ny tenan’i Jehovah mihitsy no nanaiky hamaly ny fihaikana nalefan’ny Devoly ho azy tamin’io lafiny io. Matoa nanao izany izy, dia satria nino mafy fa eto an-tany dia hisy zavaboary manan-tsaina hiseho ho tsy hivadika ka hanaporofo amin’izany fa nilaza ny marina izy ary mpandainga ratsy ny Devoly.

Marina fa tsy mora akory ny tsy hivadika hatrany. Tsy izany no lalan’ny fanaovana fiezahana kely indrindra, satria tsy voajanahary ao amintsika akory ny tsy fivadihana. Mahatsapa ny kendrena amin’ny ady Satana ka manao izay rehetra azony atao mba hitarihana ireo mpanompon’i Jehovah hiala amin’izany. Afa-tsy Satana sy ireo demoniany, dia tokony hanohitra izao tontolo izao ratsy izay eo ambany fahefany sy mamely matetika antsika amin’izao karazam-panerena sy fakam-panahy rehetra izao isika. Farany, dia tokony hiady amin’ireo fironan-dratsy raikitra ao amintsika isika.

Mba hitanana ny tsy fivadihantsika na dia ao aza ny fanafihan’ireo fahavalo telo ireo, dia mila ny fanampiana rehetra atolotra antsika isika. Ny fivoriambe “Ny olona tsy mivadika” anefa dia hanao zavatra be dia be mba hanohanana izay rehetra maniry tsy hivadika hatrany eo anatrehan’i Jehovah sy hampiaiky fa mpandainga Satana. Ao amin’ny ankamaroan’ny tany, toy ny mahazatra, izany dia hanomboka ny alakamisy tolakandro ary haharitra efatra andro. Ataovy dieny izao ireo fandaharana mba hahatongavana eo amin’ny fanombohana ka hatramin’ny fiafaran’ny fandaharana, vonona ny handray soa faran’izay betsaka avy amin’izany sy handray anjara amin’ny asa rehetra halamina amin’izany fotoana izany.

Toerana sy datin’ny fivoriambe amin’ny teny frantsay

Frantsa

18-21 jolay:

MARSEILLE: Stade-Vélodrome, 3 boulevard Michelet.

NANTES: Stade Marcel Saupin, quai Malakoff

25-28 jolay:

AJACCIO: Stade du G.F.C.A. route de Mezzavia

NANCY: Stade Marcel Picot, 90 boulevard Jean Jaurès, Tomblaine

SAINT-ÉTIENNE: Palais des Expositions, Plaine Achille, boulevard Jules Janin

TOULOUSE: Parc et Foire des Expositions, avenue du Grand Ramier

1-4 aogositra:

GRENOBLE: Palais des Sports, boulevard Clémenceau.

LILLE: Foire Commerciale, Hall B, boulevard du Président Hoover

LIMOGES: Parc des Expositions, boulevard Robert Schumann

PARIS: Stade Yves du Manoir, 12 rue François Fabert, boulevard Pierre de Coubertin, Colombes.

Guadeloupe

18-21 jolay sy 25-28 jolay:

LAMENTIN: Terrain de congrès des Témoins de Jéhovah, Vincent

Guyane française

22-25 aogositra:

MATOURY: La Cotonnière, Lamirande

Martinique

1-4 aogositra:

RIVIÈRE-SALÉE: Salle d’assemblées, Habitation Thoraille

Maurice

31 oktobra-3 novambra:

ROSE HILL: Stade de Rose Hill

Réunion

5-8 septambra:

SAINT-PAUL: Stade olympique régional

Belgique

25-28 jolay:

BRUXELLES: Parc des Expositions

Canada

11-14 jolay:

MONTRÉAL: Olympic Stadium, Pie IX Boulevard & Sherbrooke Street

Etazonia

11-14 jolay:

LONG ISLAND (NEW YORK): Jehovah’s Witnesses Assembly Hall, 44-17 Greenpoint Avenue

18-21 jolay:

FORT LAUDERDALE (FLORIDE): Jehovah’s Witnesses Assembly Hall, 20850 Griffin Road

LONG ISLAND (NEW YORK): Jehovah’s Witnesses Assembly Hall, 44-17 Greenpoint Avenue

Suisse

18-21 jolay:

GENEVE: Palexpo

Madagasikara

5-8 septambra:

ANTANANARIVO

19-22 septambra:

ANTSIRANANA

FIANARANTSOA

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara