FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • wp18 No. 2 p. 16
  • ‘Ny Mpandefitra no Handova ny Tany’

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • ‘Ny Mpandefitra no Handova ny Tany’
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Handray Soa Ianao Raha Mahalala ny Marina
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2020
  • Afaka ny ho Akaiky An’Andriamanitra Ianao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2019
  • Afaka Mifidy ny Hoavinao Ianao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2021
  • Hanao Ahoana ny Fiainana Amin’ny Hoavy?
    Hanao Ahoana ny Fiainana Amin’ny Hoavy?
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2018
wp18 No. 2 p. 16
Fianakaviana iray

‘Ny Mpandefitra no Handova ny Tany’

Maro amintsika no efa niharan’ny tsy rariny na nahita olona niharan’izany. Misy koa tsy manan-tsiny nefa iharan’ny tsindry hazo lena. Mbola ho foana ve izany indray andro any?

Mamaly an’izany ny Salamo faha-​37, sady manoro antsika izay tokony hatao. Jereo ange ny fomba amaliany an’ireto fanontaniana ireto e!

  • Inona no tokony hataontsika raha misy mampijaly antsika?​—Andininy 1, 2.

  • Hanao ahoana ny ratsy fanahy?​—Andininy 10.

  • Hanao ahoana ny olo-marina?​—Andininy 11, 29.

  • Inona no tokony hataontsika dieny izao?​—Andininy 34.

Hita ao amin’ny Salamo faha-​37 fa ho tsara ny hoavin’izay ‘manantena an’i Jehovah sy manaraka ny lalany.’ Inona no tokony hataonao mba hanana an’izany hoavy tsara izany ianao sy ny fianakavianao? Vonona hiara-mianatra Baiboly aminao ny Vavolombelon’i Jehovah sady hanoro anao izay tokony hataonao.

Mianara Baiboly amin’ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana raha tianao ny hahalala an’ilay hoavy sambatra ampanantenain’Andriamanitra. Navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah izy io ary azo alaina ao amin’ny www.jw.org

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara