FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • wp19 No. 1 p. 16
  • Afaka ny ho Akaiky An’Andriamanitra Ianao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Afaka ny ho Akaiky An’Andriamanitra Ianao
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • ‘Miahy Anao Izy’
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2019
  • Handray Soa Ianao Raha Mahalala ny Marina
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2020
  • Tsy Miraharaha ny Fijaliantsika ve Andriamanitra?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2018
  • ‘Ny Mpandefitra no Handova ny Tany’
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2018
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2019
wp19 No. 1 p. 16

Afaka ny ho Akaiky An’Andriamanitra Ianao

MISY MIERITRERITRA HOE . . .

Tsy miraharaha antsika Andriamanitra, ambony loatra, masina be, ary lavitra antsika.

INONA NO LAZAIN’NY BAIBOLY?

Vehivavy iray mamaky Baiboly

“Manatòna an’Andriamanitra, dia hanatona anareo izy.”​—Jakoba 4:8.

“Apetraho aminy daholo izay rehetra mampanahy anareo, satria miahy anareo izy.”​—1 Petera 5:7.

INONA NO AZONAO ATAO?

  • Miresaha aminy.​—Salamo 145:18, 19.

  • Henoy izy.​—Salamo 32:8.

  • Araho ny teniny.​—Ohabolana 3:5, 6.

  • Tohizo ny ezaka ataonao.​—Matio 7:7, 8.

Mianara Baiboly amin’ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! raha tianao ny hahalala an’ilay hoavy sambatra ampanantenain’Andriamanitra. Navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah izy io ary azo alaina ao amin’ny www.jw.org/mg

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara