FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • wp20 No. 1 p. 16
  • Handray Soa Ianao Raha Mahalala ny Marina

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Handray Soa Ianao Raha Mahalala ny Marina
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2020
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • INONA NO TOKONY HATAONAO?
  • ‘Miahy Anao Izy’
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2019
  • Efa Noeritreretinao ve Izao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2020
  • Afaka ny ho Akaiky An’Andriamanitra Ianao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2019
  • Hanao Ahoana ny Fiainana Amin’ny Hoavy?
    Hanao Ahoana ny Fiainana Amin’ny Hoavy?
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2020
wp20 No. 1 p. 16

Handray Soa Ianao Raha Mahalala ny Marina

Tsy mahay mandainga Andriamanitra. Mampanantena izy fa afaka ny hahazo “fiainana mandrakizay” ianao.​—Jaona 3:16.

INONA NO TOKONY HATAONAO?

Tovovavy ao amin’ny fivarotana iray, ary mamaky Baiboly amin’ny tablette
  • Ianaro hoe inona marina no ampianarin’ny Tenin’Andriamanitra.​—Jaona 17:3, 17.

  • Miezaha hankatò an’Andriamanitra.​—Deoteronomia 30:19, 20.

  • Ampiharo foana ny torohevitr’Andriamanitra.​—Jakoba 1:25.

Mianatra ny Baiboly ny Vavolombelon’i Jehovah eran-tany, mba hahalalana ny marina. Tena mandray soa izy ireo noho izany. Ho faly izy ireo hiresaka aminao an’izay zavatra nianarany.

Te hahafantatra bebe kokoa momba ny fahamarinana ao aminʼny Baiboly ve ianao? Jereo ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! Navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah izy io, ary azo alaina ao amin’ny www.jw.org.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara