Vaovao teokratika
* Ny fivoriamben’ny fizaran-tany 2A izay natao teto Antananarivo tamin’ny 17, 18 febroary 1990 dia nahitana mpanatrika 594 ary 5 no natao batisa.
* Ny fivoriamben’ny fizaran-tany 2B izay natao teto Antananarivo tamin’ny 3 sy 4 martsa 1990 dia nahitana mpanatrika 725 ary 15 no natao batisa.
* Ny fivoriamben’ny fizaran-tany izay natao tany Toamasina tamin’ny 10 sy 11 martsa lasa teo dia nahitana mpanatrika 700 ary 21 no natao batisa. Nisy solontena avy any Sainte-Marie, Mananara-Avaratra, Vavatenina.