FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 5/90 p. 1
  • Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Mitovitovy Aminy
  • Fivoriana ho amin’ny asa fanompoana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Fiverenana Mitsidika Tsotra Sady Mandaitra
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Ampio ny Olona Itorianao mba Hisaintsaina
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Fomba fampiseho ny vaovao tsara—Amim-pahaiza-manavaka
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
km 5/90 p. 1

Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana

7-13 MAY

Ahoana no hahafahantsika amim-pahombiazana

1. Manao fiverenana mitsidika?

2. Mamorona lalana fizarana gazety?

3. Mamita ny faritanintsika?

14-20 MAY

Ahoana no hanombohana fampianarana Baiboly

1. Amin’olona izay mandray gazety tsy tapaka?

2. Ao amin’ny faritany iray izay nametrahana zavatra vita an-tsoratra betsaka?

3. Amin’ny alalan’ny Baiboly fotsiny?

21-27 MAY

Ahoana no havaly raha misy milaza amintsika hoe:

1. “Fantatro tsara ny asanareo.” (rs p. 20).

2. “Nahoana ianareo no tsy mandray anjara amin’ny asa nokendrena hahatonga ny fiainan’ny fitambaran’olona hahafinaritra kokoa?” (rs p. 402).

3. “Nahoana no avelan’Andriamanitra hisy ny faharatsiana?”(rs p. 238).

28 MAY–3 JONA

Rehefa miresaka amin’ilay olona iresahanao, ahoana no

1. Hampiasana fanontaniana mba hitarihana azy hilaza hevitra?

2. Hampiasanao fanoharana mba hanairana ny fahalianany?

3. Hananana fahaiza-manavaka sy fanajana ny fandaharam-potoanany?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara