Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
6-12 AOGOSITRA
Ahoana no hanoloranao ny bokikely
1. Mifalia amin’ny fiainana eto an-tany mandrakizay?
2. Ny fitondram-panjakana izay hitondra ny Paradisa?
13-19 AOGOSITRA
Amin’ny fomba ahoana no azo
1. Anombohana fampianarana amin’ny dinidinika voalohany (rs p. 12)?
2. Ampifanarahana ireo zavatra dinihina amin’ilay mpianatra?
20-26 AOGOSITRA
Aoka hokolokolointsika ny fahalianana
1. Inona no tokony ho zava-kendren’ny fiverenana mitsidika?
2. Ahoana no hiomananao ho amin’ny fiverenana mitsidika?
3. Nahoana no tokony hisy hevitra hentitra tsara haseho?
27 AOGOSITRA – 2 SEPTAMBRA
Ahoana no kasainao
1. Hanatonana olona mba hanomezana azy fanambarana tampotampoka?
2. Hanombohana resaka mifototra amin’ireo bokikely?
3. Hampisehoana ny boky “Création”?