FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 8/91 p. 1
  • Fivoriana ho amin’ny asa fanompoana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fivoriana ho amin’ny asa fanompoana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Mitovitovy Aminy
  • Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Mampiasà Bokikely Isan-karazany eo Amin’ny Fanompoanao
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1995
  • Aoka isika hanolokolo ny fahalianan’ny olona amin’ny hafatra momba ilay Fanjakan
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Asongadino ireo bokikely mba hizarana ny fanantenanao momba ilay Fanjakana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
km 8/91 p. 1

Fivoriana ho amin’ny asa fanompoana

5-11 AOGOSITRA

Fanaovana fanambarana amin’ny alalan’ireo bokikely

1. Nahoana isika no hitondra karazany samy hafa?

2. Inona no hanampy anao hanapa-kevitra hoe bokikely inona no hatolotra?

3. Amin’ny fomba ahoana no hanoloranao ilay bokikely?

12-18 AOGOSITRA

Mifanampia rehefa manao fanambarana miaraka

1. Ahoana no hahafahana hampiasa amim-pahendrena ny fotoana avy eo amin’ny varavarana iray ho eny amin’ny varavarana manaraka?

2. Ahoana no hahafahan’ireo mpiara-mitory samy hanao fanambarana?

19-25 AOGOSITRA

Ahoana no hahafahana hanomboka fampianarana Baiboly

1. Amin’ny alalan’ny taratasy mivalona iray?

2. Amin’ny alalan’ny bokikely iray?

3. Rehefa tsy misy zavatra vita an-tsoratra napetraka?

26 AOGOSITRA — 1 SEPTAMBRA

Nahoana ianao no tokony hitondra

1. Ny boky Comment raisonner?

2. Fandraisana an-tsoratra isan-trano sy “stylo”?

2. Taratasy mivalona isan-karazany?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara