Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
1-7 OKTOBRA
Jereo indray ny foto-dresaka
1. Ahoana no hampidiranao ny hevitra tsirairay?
2. Hevitra hentitra inona ao amin’ireo gazety no noheverinao hampiasaina?
8-14 OKTOBRA
Inona no azo atao
1. Mba hamantarana ny tena fahalianan’ilay tompon-trano?
2. Raha tsy mahaliana azy ny hotolorana famandrihana?
15-21 OKTOBRA
Ny fanolorana gazety
1. Ahoana no hanomananao ilay tompon-trano ho amin’ny fiverenana mitsidika?
2. Nahoana no mila ireo gazetintsika ny olona?
22-28 OKTOBRA
Ahoana no azo itazonana fihetsika eo anoloan’
1. Ny fanolorana famandrihana.
2. Ny faritany voatsidika matetika na, mahalana vao tsidihina.
3. Ny tsy firaikana amin’ny fivavahana.
29 OKTOBRA – 4 NOVAMBRA
Ahoana no
1. Hanarahanao ny fahalianana tamin’ny fametrahana gazety.
2. Hanombohanao lalana fizarana gazety.