Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
5-11 NOVAMBRA
Ireo boky tranainy
1. Ahoana no hampitohizanao ny fanolorana amin’ny foto-dresaka?
2. Azo atao ve ny manolotra boky tonta?
12-18 NOVAMBRA
Hevitra mahaliana inona avy no azonao ampiasaina
1. Amin’ireo vaovaom-paritany farany?
2. Ao amin’ny boky misy fihenam-bidy?
19-25 NOVAMBRA
Ahoana no hanairana ny fahalianan’ny
1. Olona iray mino an’Andriamanitra?
2. Olona iray tsy mino ny Baiboly?
26 NOVAMBRA – 2 DESAMBRA
Ahoana no mety hahatonga ny tenintsika
1. Hanintona sy hitana ny saina?
2. Hanosika hieritreritra?