FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 11/91 p. 13
  • Fivoriana ho amin’ny asa fanompoana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fivoriana ho amin’ny asa fanompoana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Mitovitovy Aminy
  • Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Fivoriana ho amin’ny asa fanompoana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
km 11/91 p. 13

Fivoriana ho amin’ny asa fanompoana

4-10 Novambra; Ahoana no hitarihanao ny saina ho amin’ny Baiboly

a) Rehefa mampiditra ireo andinin-teny ianao?

b) Rehefa manao fampiharana ireo andinin-teny ianao?

11-17 Novambra: Resaho ny amin’ny fomba anombohana fampianarana Baiboly amin’ny firesahana mivantana, amin’ny alalan’ny

a) Taratasy mivalona iray.

b) Ny boky Vaovao tsara.

18-24 Novambra: Ireo tombontsoa azo amin’ny fanaovana ny asa isan-trano

a) Nahoana isika no mampiasa io fomba io? (Asan’ny apostoly 5:42, MN; 20:20, MN).

b) Zavatra nahafaly inona avy no hitanao vao haingana teo am-panaovana io asa io?

25 Novambra — 1 Desambra: Inona avy no tombontsoa azo amin’ny fiarahana miasa

a) Amin’ireo mitory mandritra ny herinandro?

b) Amin’ireo mpikambana hafa ao amin’ny antokon’olona miara-mianatra ny boky aminao amin’ny faran’ny herinandro?

d) Amin’ireo manao fanambarana ny takariva?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara