FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 3/90 p. 1
  • Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Mitovitovy Aminy
  • Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Ilay andro lehibe indrindra amin’ny taona 1991
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Hanao Mpisava Lalana Mpanampy ve Ianao?
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
km 3/90 p. 1

Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana

5-11 MARTSA

Fanolorana ny boky

1. Ahoana no hampidiranao ny foto-dresaka?

2. Hevitra hentitra inona avy no horesahinao?

12-18 MARTSA

Ireo fiverenana mitsidika

1. Ahoana no hampahafantaranao ny tenanao?

2. Inona no horesahinao?

3. Ahoana no hanoloranao fampianarana Baiboly?

19-25 MARTSA

Ny sakafo harivan’ny Tompo

1. Nahoana no manomboka miresaka ny amin’ny Fahatsiarovana dieny izao?

2. Ahoana no hanasana amin’izany ireo liana ny fahamarinana vao haingana?

3. Nahoana no manazava ny fomba fizotran’io fankalazana io?

26 MARTSA–1 APRILY

1. Nahoana isika no tokony hanohy hiresaka tsy ankijanona ny amin’ny vaovao tsara?

2. Ahoana no azontsika itanana fihetsika tsara?

3. Nahoana no manolotra famandrihana amin’ny Ny Tilikambo Fiambenana?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara