Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
1-7 JANOARY
Ahoana no hataonao mba
1. Hampidirana ny foto-dresaka vaovao?
2. Hampifandraisana ny fanolorana ny zavatra vita an-tsoratra amin’ny foto-dresaka?
8-14 JANOARY
Inona no mety hanampy antsika
1. Ho mailaka kokoa amin’ny fanolorana zavatra vita an-tsoratra?
2. Hanolotra zavatra vita an-tsoratra amin’ny fitoriana tampotampoka?
15-21 JANOARY
Fampiasana ny trakitra amin’ny fomba mandaitra
1. Inona avy ireo fanipazan-kevitra atao ato amin’ity Fanompoantsika ilay Fanjakana ity?
2. Trakitra inona avy no hatolotra?
22-28 JANOARY
Aoka isika hanao izay hahitam-bokatra kokoa eo amin’ny fanompoana
1. Nahoana isika no tokony hiahy ny amin’ny hahitantsika fahombiazana eo amin’ny fanompoana
2. Amin’ny fomba ahoana no mety hihatsarantsika?
29 JANOARY–4 FEBROARY
Amin’ny ahoana ny fampidiran-dresaka no mety
1. Hanaitra ny fahalianana?
2. Hampiseho fa mihevitra manokana ny mpiara-belona amintsika isika?