FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 9/93 p. 2
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Vaovao teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
km 9/93 p. 2

Vaovao Teokratika

Chili: Tamin’ireo mpitory 42 778 namerina filazana asa tamin’ny Aprily, dia 8 680 no mpisava lalana. Nisy tampon’isa vaovao tratra tamin’ny mpisava lalana maharitra 2 820. Ny fitambaran’ny isa teo amin’ny ora dia 1 009 001 tamin’ny Aprily.

Lesotho: Ireo mpitory namerina filazana asa tamin’ny Aprily dia nitontaly ho 1 895, izay nampiseho fitomboana 19 isan-jato raha oharina amin’ny antsalany tamin’ny taon-dasa.

Portogaly: Nisy tampon’isa vaovao tratra tamin’ny mpitory 41 472 tamin’ny Aprily. Nisy tampon’isa vaovao koa tamin’ny fitambaran’ny isa teo amin’ny ora sy ny fiverenana mitsidika ary ny fampianarana Baiboly any an-tokantrano.

Venezoela: Vokatry ny asa mafy nataon’ny mpitory 62 074 nandritra ny Aprily dia nisy tampon’isa vaovao teo amin’ny ora sy ny fiverenana mitsidika ary ny fampianarana Baiboly any an-tokantrano.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara