FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 11/91 p. 13
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
km 11/91 p. 13

Vaovao Teokratika

Burkina Faso: Tratra tamin’ny volana Jona ny tampon’isan’ny mpitory fahadimy nisesy tamin’ity taom-piasana ity, satria nisy 488 namerina filazana asa.

Ireo nosy Cook: Tratra tamin’ny volana Jona ny fitomboana 29 isan-jato, satria nisy tampon’isan’ny mpitory 134 namerina filazana asa.

India: Nampiseho fitomboana 18 isan-jato tamin’ny antsalan’isa tamin’ny herintaona ny tampon’isa vaovaon’ny mpitory 11 524.

Portugal: Voaray ny tatitra fa tratra ny tampon’isan’ny mpitory fahasivy nisesy tamin’ny volana Jona, satria nisy 38 818 nanao ny asa fanompoana. Izany dia milaza fa misy mpitory iray isaky ny mponina 258 any, isa faran’izay tsara.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara