FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 1/93 p. 3
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1996
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
km 1/93 p. 3

Vaovao Teokratika

Aostralia: Nisy tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 57 272 tamin’ny Aogositra, ka izany dia namarana ny taom-piasana tamin’ny isa izay mihoatra 1 541 amin’ny tampon’isa farany tany. Nisy tampon’isa mbola tsy tratra hatrizay mihitsy tamin’ny fampianarana Baiboly 31 712.

Sipra: Ny volana Aogositra dia nahita ny tampon’isa fahenina tamin’ny taom-piasana, tamin’ny mpitory 1 433 namerina filazana asa. Fitomboana 9 isan-jato izany raha oharina amin’ny antsalany tamin’ny herintaona.

Repoblika dominikana: Nisy 15 418 no namerina filazana asa tamin’ny Aogositra, ka izany dia fitomboana 20 isan-jato raha oharina amin’ny isan’ny mpitory tamin’ny taom-piasana farany. Maherin’ny 20 isan-jaton’ireo mpitory no ao amin’ny fanompoana manontolo andro.

Ghana: Tamin’ny Aogositra, dia nisy fitomboana 18 isan-jato raha oharina amin’ny antsalan’isan’ny mpitory tamin’ny herintaona, satria 37 676 no namerina filazana asa.

Puerto Rico: Nisy tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 25 315 namerina filazana asa tamin’ny Aogositra.

Togo: Tamin’ny Aogositra, dia nisy fitomboana 28 isan-jato tamin’ny isan’ny mpitory raha oharina amin’ny antsalany tamin’ny herintaona. Nifarana tamin’ny isan’ny mpitory 7 100 ny taom-piasana. Nisy vaovao 728 natao batisa nandritra ny taona.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara