Fivoriana ho amin’ny asa fanompoana
2-8 Desambra: Foto-dresaka
a) Jereo indray ny teny fampidirana azy io sy ireo andinin-teny.
b) Ahoana no hampidiranao ny boky Ilay lehilahy niavaka indrindra teto an-tany?
9-14 Desambra: Rehefa manolotra ny boky Ilay lehilahy niavaka indrindra teto an-tany ianao
a) Toko inona avy no hasongadinao?
b) Ho amin’ny sary inona avy no hitarihanao ny saina?
16-22 Desambra: Amin’ny fomba ahoana no hamalianao
a) Ireo fiarahabana tratran’ny fety?
b) Ireo fanontaniana ny amin’ny antony tsy ankalazantsika ny Krismasy?
23-29 Desambra: Inona no holazainao
a) Raha manam-bahiny ilay tompon-trano?
b) Raha mamoha ilay tompon-trano avy ao am-pandriana ny fitsidihanao?