Vaovao Teokratika
Korea: Tratra ny tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 68 310 tamin’ny Janoary. Kongregasiona fito no nitatitra fa ny mpitory vita batisa rehetra dia tao amin’ny endrika iray na hafa amin’ny fanompoana manontolo andro. Nitatitra ny kongregasiona iray fa 12 no mpitory maharitra mandavantaona, 15 no mpitory maharitra mpanampy, ary tsy nisy mpitory tsotra.
Nigeria: Ny filazana asa tamin’ny Janoary dia nampiseho tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 156 001, izay fitomboana 7 isan-jato amin’ny antsalany raha oharina amin’ny tamin’ny taon-dasa.