FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 8/91 p. 8
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1994
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1997
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
km 8/91 p. 8

Vaovao Teokratika

◆ Nanao tatitra i Aostralia fa nisy tampon’isan’ny mpitory 54 306 tany tamin’ny Martsa, io no tampon’isa fahatelo nisesy hitany.

◆ Nahita tampon’isan’ny mpitory dimy i Bolivia nandritra ireo fito volana voalohany tamin’ity taom-piasana ity. Nisy tampon’isa vaovao tratra tamin’ny Martsa, tamin’ny mpitory 8 031 namerina filazana asa. Nandany 14, 4 ora teo amin’ny antsalany ireo mpitory teo amin’ny asa fanompoana. Ny isan’ireo nanatrika ny fahatsiarovana dia 33 377, avo efatra heny mahery noho ny isan’ny mpitory rehetra.

◆ Taorian’ny fandrarana naharitra sivy taona, dia nanomboka niasa toy ny sampana indray i Nicaragua tamin’ny 1 May 1991. Afaka niverina hanohy ny asa misionerany any indray ny misionera dimy izay efa notendrena hiasa tany taloha.

◆ Nahita fitomboana 13 isan-jato ny Repoblika Dominikana tamin’ny Martsa tamin’ny tampon’isan’ny mpitory 13 238. Nisy 52 340 ny isan’ny mpanatrika.

◆ Nahazo tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 108 456 i Philippines tamin’ny Martsa, io no tampon’isany fahatelo nisesy.

◆ Fivoriamben’ny fizaran-tany teto amintsika:

Ambatondrazaka: nisy mpanatrika 155 ary natao batisa 2.

Fandriana: nisy mpanatrika 134 ary natao batisa 5.

Miarinarivo: nisy mpanatrika 137 ary natao batisa 2.

Moramanga: nisy mpanatrika 146 ary natao batisa 3.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara