FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 5/94 p. 2
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1994
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1996
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1995
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1994
km 5/94 p. 2

Vaovao Teokratika

Angola: Tamin’ny volana Desambra, dia nitombo ho 10 000 mahery ny tontalin’ireo gazety voapetraka raha oharina amin’ny tampon’isa ambony indrindra hatramin’izay teo aloha. Nitarika fampianarana Baiboly 60 691 ireo mpitory 21 965.

Goatemala: Ireo mpitory 13 243 tamin’ny Desambra dia faly nahita mpanatrika 32 911 tamin’ireo fitohitohizana Fivoriamben’ny Distrika “Fampianarana Araka An’Andriamanitra”. Nisy 597 natao batisa tamin’ireo fivoriambe ireo.

Latvia: Mandroso hatrany ny asa any Latvia. Tamin’ny Desambra farany teo dia nisy tampon’isa tamin’ny mpitory 577 nanaovana tatitra. Nisy fampianarana Baiboly tany an-tokantrano 1 816 notarihina, ary ireo mpitorin’ny kongregasiona dia nizara gazety 20,5 amin’ny antsalany.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara