FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 7/94 p. 5
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1994
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Vaovao teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1994
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1994
km 7/94 p. 5

Vaovao Teokratika

Haïti: Namokatra tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 9 115 ny fitomboana 12 isan-jato tamin’ny Febroary. Ireo fitohitohizana fivoriamben’ny fizaran-tany 1994 dia nisy mpanatrika 15 824 ary 252 no natao batisa.

Japana: Volana tena nangatsiaka izay nisy oram-panala be dia be ny Febroary. Kanefa, dia tratra ny tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 188 844. Nisy tampon’isa vaovao koa tamin’ny fiverenana mitsidika sy ny fampianarana Baiboly ary ny isan’ny mpisava lalana maharitra.

Philippines: Nampiseho tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 117 519 ny tatitra tamin’ny Febroary. Sambany vao nihoatra ny 100 000 ny isan’ny fampianarana Baiboly, ka 100 146 no nanaovana tatitra. Tafakatra ho maherin’ny 100 000 mihoatra noho ny tamin’ny volana Novambra 1993 ny isan’ny gazety voapetraka, noho ny fiovana ho amin’ny fanaovam-pirinty manome ny loko rehetra.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara