Fomba Fanolorana Gazety
Ny Tilikambo Fiambenana 15 Des.
“Maro no mieritreritra momba ny nahaterahan’i Jesosy rehefa volana Desambra toy izao. Fantatrao ve fa misy lesona lehibe azontsika ianarana avy amin’izay lazain’ny Baiboly momba ny nahaterahany? [Avelao izy hamaly. Jereo ny pejy 5, ary vakio ny 2 Timoty 3:16.] Hiresaka ny sasany amin’ireo lesona ireo ity Tilikambo Fiambenana ity.”