FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 1/08 p. 8
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2008
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2001
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2008
km 1/08 p. 8

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 15 Des.

“Miezaka ny ho tsara fanahy sy hangoraka ny olona maro, rehefa andro fety toy izao. Tsy hitanao ve hoe ho tsara kokoa ny fiainana raha hoatr’izany foana ny toetran’ny olona? [Avelao izy hamaly. Vakio ny 1 Petera 3:8.] Hazavain’ity gazety ity fa zava-dehibe ny fangorahana, ary resahina ato koa ny fomba sasany azontsika anehoana an’io toetra io.”

Mifohaza! Des.

“Araka ny hevitrao, mbola ho velona indray ve ireny havantsika efa maty ireny? [Avelao izy hamaly.] Lazain’ny Baiboly fa mbola hafahana amin’ny fahafatesana isika. [Vakio ny Salamo 68:20.] Hazavain’ity gazety ity fa tsy mifarana mandrakizay ny fiainantsika rehefa maty isika.”

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Jan.

“Olona maro no mangataka ny hahatongavan’ny Fanjakan’Andriamanitra. Mariho ange ity vavaka nampianarin’ny Tompo ity e! [Vakio ny Matio 6:9, 10.] Efa mba nieritreritra ve ianao hoe inona io Fanjakana io, ary rahoviana izy io no ho tonga? [Avelao izy hamaly.] Manome ny valin’izany ity gazety ity.”

Mifohaza! Jan.

“Maro ny vehivavy iharan’ny herisetra sy ny fanavakavahana. Inona no mahatonga izany, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Miresaka ny fomba tokony hitondran’ny lehilahy ny vadiny ny Baiboly. [Vakio ny 1 Petera 3:7.] Resahin’ity gazety ity koa ny fiheveran’Andriamanitra sy Kristy ny vehivavy.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara