Fomba Fanolorana Gazety
Ny Tilikambo Fiambenana 1 Mar.
“Nisy nanontany an’i Jesosy indray andro hoe: ‘Inona no voalohany amin’ny didy rehetra?’ Mariho ny valin-teniny. [Vakio ny Marka 12:29, 30.] Efa mba naniry hahafantatra izay tian’i Jesosy holazaina tamin’ireo teny ireo ve ianao? [Avelao izy hamaly.] Manazava ny dikan’ireo teny be mpahalala ireo ity gazety ity, ao amin’ilay lahatsoratra hoe ‘Maneho ny Fitiavantsika An’Andriamanitra ve Isika?’”